| Entrée | 1 ory hava-manana |
| Mots élémentaires | 2 ory, 3 havana, 4 manana |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 malahelo raha mahita havana manana na nambinina; enti-milaza koa ireo tsy mba tia ny hafa hisondrotra, na dia havana aza [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|